MIANTSO ANAO AHO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao aho e ry Andriamanitra ô!
N'aiza n'aiza no aleha ry Andriamanitra ô!
Hitanao ny lalako ry Andriamanitra ô!
Tsy miafina tononkira.serasera.org aminao ry Andriamanitra ô!
Ka vonjeo ny zanakao (Andriamanitro ô!)×2

* Indro tsinjoko Jerosalema
  Ilay tanàna masina
  Mba iriko ny hiditra ao
  fdocwqow Henoy nfeasw ny antsoantsoko
pktoj  (Andriamanitra ô)×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 12:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348