MIANTSO ANAO AHO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao aho e icakoba ry ghfghx Andriamanitra ô!
N'aiza tqlyld n'aiza no aleha ry Andriamanitra ô!
Hitanao ny lalako ry Andriamanitra ô!
Tsy miafina aminao ry Andriamanitra ô!
Ka vonjeo ny zanakao (Andriamanitro ô!)×2

* Indro tsinjoko Jerosalema
  Ilay tanàna masina
  Mba iriko tononkira.serasera.org ny hiditra ao
  Henoy ny antsoantsoko
  (Andriamanitra ô)×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 713
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0701