MIANTSO ANAO AHO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao aho e ry Andriamanitra slzi keet tononkira.serasera.org ô!
N'aiza n'aiza no aleha ry Andriamanitra ô!
Hitanao ny qyujxphb lalako ry Andriamanitra ô!
Tsy miafina aminao ry Andriamanitra ô!
Ka vonjeo ny zanakao (Andriamanitro ô!)×2

* Indro tsinjoko Jerosalema
  Ilay tanàna masina
  Mba iriko ny hiditra ao
  Henoy ny antsoantsoko
  (Andriamanitra ô)×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 712
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466