MAMIKO IANAO (Sol) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mamiko mdtmeo Ianao e! Ry Jehovah tononkira.serasera.org Ray ô!
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako

2) Sambatra aho Jesosy ô! Manana mwrpd Anao e!
Ny eto an-tany moa tsy azo antoka
Fa matoky anefa amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako

Ref:Fa sambatra e!izay dmbaqtr tiany
       Feno hafaliana ny fanahiny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0864