MAMIKO IANAO (Sol) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mamiko Ianao e! Ry Jehovah Ray ô!
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako

2) Sambatra aho Jesosy ô! Manana Anao e!
Ny eto an-tany moa tsy azo antoka
Fa matoky anefa amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako

Ref:Fa sambatra e!izay tiany
       Feno hafaliana ny fanahiny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 19:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006