MAMIKO IANAO (Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mamiko vycpzpt Ianao e! Ry Jehovah wtnpgwn Ray ô!
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na tononkira.serasera.org mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako
2) Sambatra aho Jesosy ô! Manana qyrkt Anao e!
Ny eto an-tany moa tsy azo antoka
Fa matoky anefa amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako
Ref:Fa sambatra e!izay tiany
Feno hafaliana ny fanahiny
Fa nohenoinao ny fivavako
Na tsy mendrika aza na tononkira.serasera.org mahantra koa
Dia nohenoinao ny fivavako
2) Sambatra aho Jesosy ô! Manana qyrkt Anao e!
Ny eto an-tany moa tsy azo antoka
Fa matoky anefa amin'ny andro sisa
De hohenoinao ny fivavako
Ref:Fa sambatra e!izay tiany
Feno hafaliana ny fanahiny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 618
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 19:37
