KRISMASY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray klyk manan-tantara e
Vanin'androm-pamonjena
Koa asandrato ny dera ho an'ilay Mesia
Krismasy krismasy bdflyu venteso ny Hoby
Krismasy krismasy Hosana Hosana
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy Krismasy Hosana Hosana
Teraka ny Mpamonjy tao Betlehema ktldu
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray tsy manam-paharoa
Vanin'androm-pifaliana
Koa asandrato ny hira hanako eran-tany tononkira.serasera.org
Krismasy krismasy........................
A/C:Mr Tafita
Andro iray klyk manan-tantara e
Vanin'androm-pamonjena
Koa asandrato ny dera ho an'ilay Mesia
Krismasy krismasy bdflyu venteso ny Hoby
Krismasy krismasy Hosana Hosana
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy Krismasy Hosana Hosana
Teraka ny Mpamonjy tao Betlehema ktldu
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray tsy manam-paharoa
Vanin'androm-pifaliana
Koa asandrato ny hira hanako eran-tany tononkira.serasera.org
Krismasy krismasy........................
A/C:Mr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:21
