KRISMASY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray manan-tantara e
Vanin'androm-pamonjena
Koa asandrato ny dera ho an'ilay Mesia
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy krismasy Hosana Hosana
Krismasy krismasy vrndxvmc venteso ny Hoby
Krismasy Krismasy Hosana Hosana
Teraka tononkira.serasera.org ny jctxn Mpamonjy tao Betlehema
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray tsy manam-paharoa
Vanin'androm-pifaliana
Koa asandrato ny ehwzzq hira hanako eran-tany
Krismasy krismasy........................
A/C:Mr Tafita

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 1544
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:21