KRISMASY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro xfvamj iray manan-tantara qywfpqyp e
Vanin'androm-pamonjena
Koa asandrato ny dera tononkira.serasera.org ho an'ilay Mesia
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy krismasy Hosana Hosana
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy Krismasy Hosana Hosana
Teraka ny Mpamonjy tao Betlehema
Ny nahaterahan'ny Tompo
Andro iray tsy manam-paharoa
Vanin'androm-pifaliana
Koa asandrato ny hira gfkvkv hanako eran-tany
Krismasy krismasy........................
A/C:Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:21