Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO REHAREHAKO (Eb) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no reharehako
Ianao Jeso no tokiko
Ianao Jeso no hanoherako
Ireo vdqm fakam-panahy ety
Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny maso no tsy mahita ny endrikao
Fa ny tananao no miaro isan'andro
Isan'ora tsy mba narianao
Na dia efa tononkira.serasera.org niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny kpxw hira fiderana tsy mba hitsahatra
Fa hisandratra hanaka-danitra
Ho dtxyggu any,ho any an-danitra
Ianao Jeso no tokiko
Ianao Jeso no hanoherako
Ireo vdqm fakam-panahy ety
Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny maso no tsy mahita ny endrikao
Fa ny tananao no miaro isan'andro
Isan'ora tsy mba narianao
Na dia efa tononkira.serasera.org niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny kpxw hira fiderana tsy mba hitsahatra
Fa hisandratra hanaka-danitra
Ho dtxyggu any,ho any an-danitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 28/07/2023 17:06
