JESO REHAREHAKO (Eb) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no liirgauw reharehako
Ianao Jeso no tokiko
Ianao Jeso no hanoherako kohgcskz
Ireo fakam-panahy ety
Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny maso no tsy mahita ny endrikao
Fa ny tananao no miaro isan'andro
Isan'ora tsy mba narianao
Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny hira fiderana tsy tononkira.serasera.org mba hitsahatra
Fa hisandratra hanaka-danitra
Ho any,ho any an-danitra qmerf

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 639
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 28/07/2023 17:06