JESO REHAREHAKO (Eb) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no reharehako
Ianao Jeso no tokiko
Ianao Jeso no hanoherako
Ireo fakam-panahy ety

Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny maso no tsy mahita ny endrikao
Fa ny tananao no miaro isan'andro
Isan'ora tsy mba narianao

Na dia efa niakatra any an-danitra aza Ianao
Ny hira fiderana tsy mba hitsahatra
Fa hisandratra hanaka-danitra
Ho any,ho any an-danitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 28/07/2023 17:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752