IANAO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ianao,nisolo voina anay
Tsy navelanao ho verin'ny fahotana izahay
Maty tononkira.serasera.org ianao ho fananganana anay
Tao anatin'ny aizimpito no nakarinao izahay
                        
Ianao ilay fahazavana,Ianao ilay xrrvk famelana manala ny fangejana
Ianao ilay mpampahery,Ianao ilay tsy mijery izay mety ho sajmi ditranay

Ref: Noho 'lay ranao latsaka iny,dia niova ny fiainanay
Noho ilay fijalianao iny,dia afaka izahay
Efa vita ny famonjena,azonay ny fandresena
Efa lasa ny taloha,indro efa olombaovao aho

Maty Ianao,ho fanasitranana anay
Tsy navelanao ho fatin'ny aretina izahay
Maty Ianao,ho fampihavanana
Izahay ilay niala t@ RAY dia naverinao indray

Ianao ilay Ray Tsitoha,Ianao Mpamindra fo Ianao ilay Mpanome soa
Ianao ilay be fiantrana,mpanao fahagagana sy izay mety ho Fahatsarana

A/C: btquift Carini,Tina(10/03/23)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 10:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326