IANAO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ianao,nisolo voina anay
Tsy navelanao ho verin'ny fahotana izahay
Maty ianao ho fananganana anay
Tao anatin'ny aizimpito no nakarinao izahay
                        
Ianao ilay fahazavana,Ianao ilay famelana manala ny fangejana
Ianao ilay mpampahery,Ianao ilay tsy mijery izay bghhtja mety ho ditranay ahbwq

Ref: Noho 'lay ranao latsaka iny,dia niova ny fiainanay
Noho ilay fijalianao iny,dia afaka sjuj izahay
Efa vita ny famonjena,azonay ny fandresena
Efa lasa ny taloha,indro efa olombaovao aho

Maty Ianao,ho fanasitranana anay
Tsy navelanao ho fatin'ny aretina izahay
Maty Ianao,ho fampihavanana
Izahay ilay tononkira.serasera.org niala t@ RAY dia naverinao indray

Ianao ilay Ray Tsitoha,Ianao Mpamindra fo Ianao ilay Mpanome soa
Ianao ilay be fiantrana,mpanao fahagagana sy izay mety ho Fahatsarana

A/C: Carini,Tina(10/03/23)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 590
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 10:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362