HO VERY IZAHAY MPANOTA (Do#) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho very sefygbkv izahay mpanota raha tsy eo Ianao
Ho vsxm faty ireo marary raha tsy eo Ianao
Ho kivy ireo mahantra raha tsy eo Ianao
Tsy hahiratra ny jamba raha tsy eo Ianao
Ianao ihany anie,no afaka mandre
Ny feo izay mitoreo miantso hoe vonjeo²
Ianao Mpamindra fo no hitarainako
Jereo ny olonao izay manantena anao
Ho very izahay mpanota..........................
Mahery ireo rehetra ireo raha eo Ianao
Ho foana ny toreo raha eo Ianao
Ho voky na dia noana raha eo Ianao
Ny olana saika foana raha eo Ianao
Ianao ihany anie no afaka manome
tononkira.serasera.org Hery no ety ampy sy tsara ery
smrqto Tsy mba manavaka ireo izay mivavaka
Raisinao avokoa na ory na mafy loha
Mahery ireo rehetra ireo.....................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 708
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 28/07/2023 17:08