HO VERY IZAHAY MPANOTA (Do#) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho very izahay mpanota raha tsy eo Ianao
Ho faty ireo marary raha tsy eo Ianao
Ho kivy ireo mahantra raha tsy eo Ianao
Tsy hahiratra ny jamba raha tsy eo Ianao
Ianao ihany anie,no afaka mandre
tononkira.serasera.org Ny feo izay mitoreo miantso hoe vonjeo²
oevqnfb Ianao Mpamindra fo no hitarainako
Jereo ny olonao izay manantena anao
Ho very izahay mpanota..........................
Mahery ireo rehetra ireo raha eo Ianao
Ho foana ny toreo raha eo Ianao
Ho voky na dia noana raha eo Ianao
Ny olana saika foana raha eo Ianao
Ianao ihany anie no afaka manome
Hery no ety ampy sy tsara ery
Tsy mba manavaka ireo adng izay mivavaka
Raisinao avokoa na cnksfw ory na mafy loha
Mahery ireo rehetra ireo.....................

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 667
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 28/07/2023 17:08