HO VERY IZAHAY MPANOTA (Do#) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kgvqxek Ho very izahay mpanota raha tsy eo Ianao
Ho faty ireo marary raha tsy eo Ianao
Ho kivy ireo mahantra raha tsy eo Ianao
Tsy hahiratra ny jamba raha tsy eo Ianao
Ianao ihany anie,no afaka mandre
Ny feo izay mitoreo miantso hoe vonjeo²
Ianao Mpamindra fo no hitarainako
Jereo ny olonao izay manantena anao
Ho very izahay mpanota..........................
Mahery ireo rehetra ireo raha eo Ianao
Ho foana ny toreo raha eo Ianao
Ho voky na dia noana raha eo ezhmlepr Ianao
Ny olana saika foana raha eo Ianao
Ianao ihany anie no afaka manome
Hery no ety ampy sy tsara ery
Tsy mba manavaka ireo izay mivavaka
Raisinao avokoa na ory na fsznmkas mafy loha
Mahery ireo tononkira.serasera.org rehetra ireo.....................
Ho faty ireo marary raha tsy eo Ianao
Ho kivy ireo mahantra raha tsy eo Ianao
Tsy hahiratra ny jamba raha tsy eo Ianao
Ianao ihany anie,no afaka mandre
Ny feo izay mitoreo miantso hoe vonjeo²
Ianao Mpamindra fo no hitarainako
Jereo ny olonao izay manantena anao
Ho very izahay mpanota..........................
Mahery ireo rehetra ireo raha eo Ianao
Ho foana ny toreo raha eo Ianao
Ho voky na dia noana raha eo ezhmlepr Ianao
Ny olana saika foana raha eo Ianao
Ianao ihany anie no afaka manome
Hery no ety ampy sy tsara ery
Tsy mba manavaka ireo izay mivavaka
Raisinao avokoa na ory na fsznmkas mafy loha
Mahery ireo tononkira.serasera.org rehetra ireo.....................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 745
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 28/07/2023 17:08
