Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO MPIASANAO(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra ry Ray eto an-tanimbolinao
Fa ny mpiasa dniyte no vitsy ka manolotena aho
Na tsy mendrika aza re,raiso ho mpiasanao
Fa tena vonona aho handeha hanao ny asanao
Ref: Inty aho ry Tompo ô!
Eny vonona aho hanompo
N'aiza iqqzowtd n'aiza no haleha iraho aho fa handeha
Inty aho ry Tompo ô!
Eny vonona aho hanompo
tononkira.serasera.org Ho mpiasanao hatrany mandra-pialako eto an-tany
Raha izaho trzsom irery Tompo tsy mahefa noho ianao
Raha oharina aminao ny heriko dia tsinotsinona
Ka ny angatahako anio mba omeo ny herinao
Tolory koa fo madio hiantrako ny ondrinao

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
23/05/2023 14:36)
Inona kay ny dikan'ilay GTF eo amin'ny lohateny?
Tiannie27
(
25/05/2023 02:10)
Miarahaba anao,groupe Tsantan'ny Fiderana ny dikanio.Natolony ho anay ny hiran'zareo dia nataonay ho fahatsiarovana an'ilay groupe io
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:26