HO MPIASANAO(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra ry Ray vcpozvf eto an-tanimbolinao
Fa ny mpiasa no vitsy ka manolotena aho
Na tsy mendrika aza re,raiso ho mpiasanao
Fa tena vonona dkbi aho handeha hanao ny asanao
Ref: Inty aho ry Tompo ô!
Eny vonona aho hanompo
N'aiza n'aiza no haleha iraho xejwfmzo aho fa handeha
Inty aho ry Tompo ô!
Eny tononkira.serasera.org vonona aho hanompo
Ho mpiasanao hatrany mandra-pialako eto an-tany
Raha izaho irery Tompo tsy mahefa noho ianao
Raha oharina aminao ny heriko dia tsinotsinona
Ka ny angatahako anio mba omeo ny herinao
Tolory koa fo madio hiantrako ny ondrinao

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
23/05/2023 14:36)
Inona kay ny dikan'ilay GTF eo amin'ny lohateny?
Tiannie27
(
25/05/2023 02:10)
Miarahaba anao,groupe Tsantan'ny Fiderana ny dikanio.Natolony ho anay ny hiran'zareo dia nataonay ho fahatsiarovana an'ilay groupe io
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:26