Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO MPIASANAO(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny vokatra ry Ray eto an-tanimbolinao
Fa ny mpiasa no vitsy ka manolotena aho
Na tsy mendrika aza re,raiso ho mpiasanao
Fa tena vonona aho handeha hanao ny asanao
Ref: Inty aho ry Tompo ô!
Eny vonona aho hanompo
N'aiza ocvtfopt n'aiza no haleha iraho aho fa handeha
Inty aho ry Tompo ô!
Eny vonona aho hanompo
Ho mpiasanao hatrany mandra-pialako eto dycep an-tany
Raha izaho irery Tompo tsy mahefa noho ianao
Raha oharina aminao ny heriko dia tsinotsinona
Ka ny angatahako aejh anio mba omeo ny herinao
Tolory koa fo madio hiantrako ny ondrinao tononkira.serasera.org

--------
Link:
Comments
hery
(
23/05/2023 14:36)
Inona kay ny dikan'ilay GTF eo amin'ny lohateny?
Tiannie27
(
25/05/2023 02:10)
Miarahaba anao,groupe Tsantan'ny Fiderana ny dikanio.Natolony ho anay ny hiran'zareo dia nataonay ho fahatsiarovana an'ilay groupe io
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 550
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:26