HO AIZA NY DIA (Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza ny dia ry olona ery
Ny lalana tsy maintsy diavina raha miala ety
Mba fantatrao ve,sa kosa dia hoe:
Zara fa misy ny lalana ho aleha
Ekenay tokoa ireo lalana roa
Safidy nomen'Andriamanitra ilay Tompo Tsitoha
Ny lala_malalaka mety hampiadana ny mpandeha
Lalana ety ka sarotsarotra aleha
Ho fkocb aiza ny dia ho any mavdqln sa ho aty
Ka saino sy hevero ny lalana tsy hahavery ny dia
Ny masom_panahy hahirato hitarika anao
Hitondra ny dia mba ho tononkira.serasera.org ao an_tany vaovao
Ho aiza ny dia tbmi ny safidy ataovy iray
Ho any an_danitra paradisa ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 657
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 18:36