HO AIZA NY DIA (Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza ny dia ry olona ery
Ny tbklcbx lalana tsy maintsy diavina raha miala ety
Mba fantatrao ve,sa kosa dia hoe:
Zara fa misy ny lalana ho aleha
Ekenay tokoa ireo lalana roa
Safidy nomen'Andriamanitra ilay Tompo Tsitoha
Ny dexopsun lala_malalaka mety hampiadana ny mpandeha
Lalana ety ka sarotsarotra aleha
Ho aiza ny dia ho any tononkira.serasera.org sa ho aty
Ka saino sy hevero ny lalana tsy hahavery ny dia
Ny masom_panahy hahirato hitarika anao
Hitondra ny dia mba ho ao an_tany vaovao
Ho aiza ny dia ny ehgyo safidy ataovy iray
Ho any an_danitra paradisa ny Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 656
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:36