Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO AIZA NY DIA (Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza ny dia ry olona ery
Ny pxnojna lalana tsy maintsy diavina raha miala ety
Mba fantatrao ve,sa kosa dia hoe:
Zara fa misy ny lalana ho aleha
Ekenay tokoa ireo lalana roa
Safidy nomen'Andriamanitra ilay rbfl Tompo Tsitoha
Ny lala_malalaka tononkira.serasera.org mety hampiadana ny mpandeha
Lalana ety ka sarotsarotra aleha
Ho aiza ny dia ho any sa ho aty
Ka saino sy hevero ny ktxx lalana tsy hahavery ny dia
Ny masom_panahy hahirato hitarika anao
Hitondra ny dia mba ho ao an_tany vaovao
Ho aiza ny dia ny safidy ataovy iray
Ho any an_danitra paradisa ny Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 623
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:36