FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona marina moa tononkira.serasera.org no itiavanao ny Ray e?
Fitiavana haitraitra ve sa fitiavana cmsfjja mandrakizay
Inona marina moa no katsahinao e?
Fa raha ny vola sy harena mamitaka raha jerena

Ref:Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
       Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
      Ny hahafantaranao ny sitrapony dia ao anaty baiboly ou ou bjvoae ou ou
      Koa meteza ianao handray ny hafatry ny Ray

Moa ve mba fantatrao ny nahatongavan'ny Tompo?
Fitiavany anao tsy ho very fa handray ny famonjeny
Koa dia inona moa no tokony ataonao e?
Tonga dia tapaho nu hevitrao f'aza dia be lazao zirtg

A/C:Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 12:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402