FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona eusoqi marina moa no itiavanao ny Ray e?
Fitiavana haitraitra tononkira.serasera.org ve sa fitiavana mandrakizay
Inona marina moa no katsahinao e?
Fa raha ny vola sy harena mamitaka raha jerena
Ref:Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
dlqz Ny hahafantaranao ny sitrapony dia ao anaty baiboly ou ou ou ou
Koa meteza ianao handray ny hafatry ny Ray
Moa ve mba fantatrao ny nahatongavan'ny Tompo?
Fitiavany anao tsy ho very fa handray ny famonjeny
Koa dia inona moa no tokony ataonao e?
Tonga dia tapaho nu hevitrao f'aza dia be ybfbukoq lazao
A/C:Mr Tafita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 539
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:49