FAMPIERITRERETANA(Inona marina moa?) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona marina moa no itiavanao ny Ray e?
Fitiavana haitraitra ve sa fitiavana mandrakizay
Inona marina moa no katsahinao e?
Fa raha ny vola sy harena mamitaka raha jerena
Ref:Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
Fa ny anjaranao dia tanteraho izay lazainy hoa
Ny hahafantaranao ny sitrapony dia ao anaty baiboly ou ou ou ou
Koa meteza ianao handray ny hafatry ny Ray
Moa ve mba fantatrao ny nahatongavan'ny Tompo?
Fitiavany anao tsy ho very fa handray ny famonjeny
Koa dia tononkira.serasera.org inona moa tcrucaa no wsyu tokony ataonao e?
Tonga kpcg dia tapaho nu hevitrao f'aza dia be lazao
A/C:Mr Tafita

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 580
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 12:49