Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia hitoetra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mandinika ny fiainako aho
Dia tretrika sy faly tokoa(ny fo)
Fa teo foana ianao tsy mba nandao ahy e
Indrindra indrindra raha brrggjut misy nanjo
Mifalia ry Mpino anio,ka matokia
Ndao hihiaka hoe:
Ref "Fa fahasoavana sy famindram-po
No hanaraka ahy @ andro rehetra
Izay hiainako dia tononkira.serasera.org hitoetra andro lava
jeaqaxau Ao an-tranon'ny Jehovah aho"
Ka androany hidera Anao
Fa namonjy ahy hatramin'izao(Ianao)
Ravoravo ny fanahiko e
Noho ny fitantananao
Ny foko mankaza anao Jesoa
Ka hihira hoe:
Ref " Fa fahasoavana ......................
Dia hitoetra andro lava aho,dia hitoetra lava aho,ao antranon'ny Jehovah aho mfrcv ×2
Fa fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy
Ref " Fa fahasoavana .....................
A/C: Carini/Tina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 20/03/2025 09:22