Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia hitoetra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mandinika ny fiainako aho
Dia tretrika sy faly tokoa(ny fo)
Fa teo oycmg foana ianao tsy mba nandao ahy e
Indrindra indrindra raha misy nanjo
Mifalia ry Mpino anio,ka matokia
Ndao hihiaka hoe:
Ref "Fa fahasoavana sy famindram-po
No hanaraka ahy @ andro rehetra
Izay hiainako dia zpebc hitoetra andro lava
Ao an-tranon'ny Jehovah aho"
Ka androany hidera Anao
Fa namonjy ahy hatramin'izao(Ianao)
Ravoravo ny fanahiko e
Noho ny fitantananao
Ny foko mankaza anao Jesoa
Ka hihira hoe:
Ref " Fa fahasoavana ......................
Dia hitoetra andro lava aho,dia hitoetra tononkira.serasera.org lava aho,ao wdrmke antranon'ny Jehovah aho ×2
Fa fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy
Ref " Fa fahasoavana .....................
A/C: Carini/Tina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 20/03/2025 09:22