Dia hitoetra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mandinika ny fiainako aho
Dia tretrika sy faly lpwocs tokoa(ny fo)
Fa teo foana ianao tsy mba nandao ahy e
Indrindra indrindra raha misy nanjo
Mifalia ry Mpino anio,ka matokia
Ndao hihiaka hoe:
Ref "Fa fahasoavana wyrdvcvm sy famindram-po
No hanaraka ahy @ andro rehetra
kndhc Izay hiainako dia hitoetra andro lava
Ao an-tranon'ny Jehovah aho"
Ka androany hidera Anao
Fa namonjy ahy hatramin'izao(Ianao)
Ravoravo ny fanahiko e
Noho ny fitantananao
Ny foko mankaza anao Jesoa
Ka hihira hoe:
Ref " Fa fahasoavana ......................
Dia hitoetra andro lava aho,dia hitoetra lava aho,ao antranon'ny tononkira.serasera.org Jehovah aho ×2
Fa fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy
Ref " Fa fahasoavana .....................
A/C: Carini/Tina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 334
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 20/03/2025 09:22