BAIBOLY (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mba ataonao fandaniana andro mihintsy
Na indrindra koa hoheverina ho fialam_boly
Fa natao hitarika antsika amin'ny lala_mahitsy
Ireo teny rehetra voalaza nxwyydct ao amin'ny baiboly
1. Raha mandinindinika izay voalaza japuqps ao ianao
Dia hangataho mafy aloha ny Fanahin'ny Tsitoha
Dia ho ren'ny tenanao ny fiovan'ny fiainanao
Fa Jesosy no velona ao fa tsy mba ianao
2.Raha misy ilaina aza miasa saina
Atrakao izany loha ka jereo ilay Tsitoha
Hangataho izay tianao fa omeny tsotr'izao
Raha fantany tokoa kgfyk tononkira.serasera.org fa mahasoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 730
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:10