BAIBOLY (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza azdh mba ataonao fandaniana andro mihintsy
Na indrindra koa hoheverina ho fialam_boly
Fa natao hitarika dypxgeoi antsika amin'ny lala_mahitsy
Ireo teny rehetra voalaza ao amin'ny baiboly
1. Raha mandinindinika izay voalaza ao ianao
Dia hangataho mafy aloha ny Fanahin'ny Tsitoha
Dia ho ren'ny tenanao ny fiovan'ny fiainanao
Fa Jesosy no velona ao fa tononkira.serasera.org tsy mba ianao
2.Raha misy ilaina aza miasa saina
Atrakao izany loha ka jereo ilay Tsitoha
Hangataho izay tianao fa omeny tsotr'izao
Raha fantany tokoa fa gmchny mahasoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 659
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:10