Avia midìna (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô!avia ka xqdu manatreha anay e
Tongava ka fenoy ny atilalin'ny fanahy e
(Fa mila anao izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy
Ref:Avia midina,avia mamenoha anay e
Izay rehetra nandray Anao
Dia rdlnfp nomenao hery ho zanakao
Avia midina,avia mamenoha anay e
Fenoy iniamnh ny hosotrao izahay ry Ray
Tompo ô!zava_poana ihany ny fahaizanay e
Tsy amin'ny tanjakay fa amin'ny herin'ny fanahy
(Kasiho izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy
A/C : Carini tononkira.serasera.org
Tongava ka fenoy ny atilalin'ny fanahy e
(Fa mila anao izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy
Ref:Avia midina,avia mamenoha anay e
Izay rehetra nandray Anao
Dia rdlnfp nomenao hery ho zanakao
Avia midina,avia mamenoha anay e
Fenoy iniamnh ny hosotrao izahay ry Ray
Tompo ô!zava_poana ihany ny fahaizanay e
Tsy amin'ny tanjakay fa amin'ny herin'ny fanahy
(Kasiho izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy
A/C : Carini tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 26/05/2023 17:53
