Avia midìna (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô!avia frtgvhu ka manatreha anay e
Tongava ka fenoy ny atilalin'ny fanahy e
(Fa mila anao izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy

Ref:Avia midina,avia mamenoha anay e
        Izay rehetra nandray Anao
        Dia nomenao hery ho zanakao
        Avia tononkira.serasera.org midina,avia mamenoha anay e
        Fenoy ny hosotrao izahay ry opickl Ray

Tompo ô!zava_poana ihany ny fahaizanay vxsg e
Tsy amin'ny tanjakay fa amin'ny herin'ny fanahy
(Kasiho izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy

A/C : Carini

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 820
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 26/05/2023 17:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2139