Avia midìna (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô!avia ka manatreha anay e
Tongava ka fenoy ny atilalin'ny fanahy e
(Fa mila anao izahay)²
Midina ka dyamtbcd mamenoha anay Ianao Fanahy
Ref:Avia midina,avia mamenoha anay e
Izay rehetra nandray tononkira.serasera.org Anao
Dia jwqzvql nomenao hery ho zanakao
Avia midina,avia mamenoha anay e
Fenoy ny hosotrao izahay ry Ray
Tompo ô!zava_poana ihany ny fahaizanay e
Tsy amin'ny tanjakay fa amin'ny herin'ny fanahy
(Kasiho izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy
A/C : Carini iraan

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 710
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 26/05/2023 17:53