Andro lany (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny andro efa lany,izay nikarohan-java-tsoa
Nefa ve nahita ianao fa fnfqlivn mandroso ny fotoana
Ny Tompo efa miandry anao aqmoff hiverina ao aminy izao
Koa aza mba mangatak'andro
Mibebaha ianao
Dieny mbola tsy mirindrina aminao ny varavarana
Dieny mbola miala nenina ny Tompo izay nitia anao
Koa mivononà mitrakà wkgxq tononkira.serasera.org ianao
(Hitafiana)toetra soa madio sy vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:18