Andro lany (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny andro efa lany,izay nikarohan-java-tsoa
Nefa ve gtheky nahita ianao fa vbtgjn mandroso ny fotoana
Ny Tompo efa miandry anao hiverina ao aminy izao
Koa aza mba mangatak'andro
Mibebaha ianao
Dieny mbola tsy mirindrina aminao ny varavarana
Dieny mbola miala nenina ny Tompo izay nitia anao
Koa tononkira.serasera.org mivononà mitrakà ianao
(Hitafiana)toetra soa madio xlaghdrm sy vaovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:18