Andro lany (Si) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qtbk tononkira.serasera.org Maro ny andro efa lany,izay nikarohan-java-tsoa
Nefa ve nahita ianao fa mandroso ny fotoana
Ny Tompo efa mdaltqn miandry anao hiverina ao aminy izao
Koa aza mba mangatak'andro
Mibebaha ianao
Dieny mbola tsy mirindrina aminao ny varavarana
Dieny mbola miala nenina ny Tompo izay nitia anao
Koa mivononà mitrakà ianao
(Hitafiana)toetra soa madio sy vaovao pxxdyls

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 835
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:18