Teraka ny Tompotsika (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay teraka ny tomponay
Ao an-tranon' omby ao,ndeha hitsaoka Azy izao
Teraka ny Tompo teraka Jesoa
Ry olona o avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay, teraka ny Tomponay
2) Ry qjbbck olona o! Avia Ry tany mifalia
Mba henoy ny vfdzss havanay ,misy zaza hitanay
Zanak' Andriamanitra, hamoha indray ny lanitra
Teraka ny Tompo, teraka Jesoa
Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny havanay, misy zaza hitanay
3) Ry Kristianina ô! Hobio fa afaka ianao anio
Resy izao ny rafinao, afaka ota ianao
Fahasoavan-dehibe, tononkira.serasera.org no ho anpcux anjaranao anie
Teraka ny Tompo, teraka Jeso
Ry Kristianina o! Hobio fa afaka ianao anio

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:28