You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

Fahavalo resy (FEOMAFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/feomafi/fahavalo-resy-1

1)Satria Jeso no mitantana anay
Mivoka mpandresy izahay , amin'ny ady ifanaovanay sy ilay ratsy hatrizay
Novidin'i Jeso tamin'ny ràny teo amin'ny hazo fijaliana
Efa Azy izao ny fahefana ka lasa lasa miala satana!

Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala  satana!

2)An-taona maro re no nanjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobaboin'ilay satana
Soa fa tonga Ianao ry Jeso, nanavotra ny olonao, nTsiky dia ampyoho i Jeso no ilazana fa lasa lasa miala satana !

Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala  satana!


3) Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory mijaly
Avia manatona an'i Jeso hovonjeny havako o!
fa Izao anome fitsaharana hoy i Jeso re ry namana , tonga izao ny fahazavana ka lasa lasa miala satana!

Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala  satana!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 317
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : FEOMAFI
Tamin'ny : 10/11/2018 21:34:00
ID : 11114

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo