Teraka ny Tompotsika (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay teraka ny tomponay
Ao an-tranon' mjqvgvw omby ao,ndeha hitsaoka Azy basega izao
Teraka ny Tompo teraka Jesoa
Ry olona o avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay, teraka ny Tomponay
2) Ry olona o! Avia Ry tany mifalia
Mba henoy ny havanay ,misy zaza hitanay
Zanak' Andriamanitra, hamoha indray ny lanitra
Teraka ny Tompo, teraka Jesoa
Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny havanay, tononkira.serasera.org misy zaza hitanay
3) Ry Kristianina ô! Hobio fa afaka ianao ewiv anio
Resy izao ny rafinao, afaka ota ianao
Fahasoavan-dehibe, no ho anjaranao anie
Teraka ny Tompo, teraka Jeso
Ry Kristianina o! Hobio fa afaka ianao anio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 558
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:28