You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

Hidera Azy (FEOMAFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/feomafi/hidera-azy-1

( Taloha aho dia mbola nania
Tsy nahalala akory ilay Jeso Tompo tia
Lany andro aho nanaram-po
Noheveriko fa tsara ho ahy nefa nanimba fo )x2

Ref:
     Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Koa anio, avia avia!
'Zaho sy ianao hidera Azy!
Fa lehibe ny famindram-pTsiky dia ampyony ho anao sy ho ahy zay tena tiany!
Haleloia no hirao
Tsy misy foiny ho very fa samy tiany ho vonjena ny olon-drehetra ety an-tany ety

(Ianao io koa dia tiany
Tsisy foiny ho very raha mbola miaina koa,
Miverena ary Aminy
sao tratra hariva ianao hanenina tokoa)x2

Ref:
     Koa anio, avia avia...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 933
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : eliseandriam
Tamin'ny : 30/06/2016 11:57:14
ID : 8662

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo