Teraka ny Tompotsika (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay teraka ny tomponay
Ao an-tranon' omby ao,ndeha hitsaoka Azy izao
Teraka ny Tompo teraka Jesoa
Ry olona o avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny teninay, teraka ny Tomponay
2) Ry olona o! Avia Ry tany mifalia
Mba henoy tononkira.serasera.org ny havanay ,misy zaza hitanay
Zanak' Andriamanitra, hamoha indray ny dloq lanitra
Teraka ny Tompo, teraka Jesoa
Ry olona ô avia! Ry tany mifalia
Mba henoy ny havanay, misy zaza hitanay
3) Ry Kristianina uxpogkaz cqathhqx ô! Hobio fa afaka ianao anio
Resy izao ny rafinao, afaka ota ianao
Fahasoavan-dehibe, no ho anjaranao anie
Teraka ny Tompo, teraka Jeso
Ry Kristianina o! Hobio fa afaka ianao anio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 556
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:28