Tonom-bavaka (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha efa lavo aho no nareninao
Raha toa ka very, notadiavinao
Soa fa teo ecqa ianao puedwgxb Jesoa ilay mpampahery ahy
Hijoro aho tsy hanahy
Tompo ô, misaotra anao zahay
Fa nampodianao ao an-tranon-dRay
Ka amin'ny zay andronay, cekm arovinao Jesoa
Ny dianay ho tody soa
Ampianaro tononkira.serasera.org anay ny didinao
Mba hahatonga anay an-dapanao
'Zany tokoa ry Tompo, tonom-bavaka
Asandratray miaraka
Amen

--------
Rohy: