Ny fanompoko Anao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao jeso tsy asiko fetra
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy ampiova tsy ampiembotra mwsbmgg satry ianao no miandry ahy}×2
Ijoro hatrany aho anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2
Koa atanjao re ry ajytzxt ray ilay finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @ lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona dia ilay PARADISA
Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny tononkira.serasera.org ratsy fanao ka iova
Jeso oh.sambatra lotra aho eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky qhuyvcrs ny soa
Halelouya!!!! Halelouya .......
Zaii miverina indro daholo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 2158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 29/09/2016 10:33