You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

Mihobia ho an'Andriamanitra (FEOMAFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/feomafi/mihobia-ho-anandriamanitra

( Mihobia ho an'Andriamantra
ry tany rehetra!
Ankalaza ny voninahin'ny anarany ,
Omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy ) *2

Refrain:  ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny ftononkira.serasera.orgahavalonao ) *2

Ny tany rehetra iankohoka aminao
Eny ankalaza anao
Avy ka jereo ny asan'Andriamanitra,
matahotra izay ataony amintsika

Refrain: ( Lazao amin'Andriamanitra hoe;
Endre mahagaga ny asanao!
Ny fahalehibehazanan'ny herinao;
ikohizan'ny fahavalonao ) *2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 1039
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FEOMAFI
Tamin'ny : 30/09/2015 14:07:46
ID : 7769

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo