You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

Tompoko (FEOMAFI)

Jeso o! Hianao nijaly hoahy, nanolotra ny ainao
tsy mba nitady tambiny tsy nitaraina akory
raha nandatsaka ny Ranao

Ref:   F'izaho 'lay jentilisa nantsoinao fahizay
          'Zay nitodi-doha tami-famonjenao
          No ankehitrinymiverina indray
          Nitalaho ny famindramponao
          Mandre ny antsonao,,,
          Indro aho ankehitriny
          Miantso Anao hoe: Tompoko…Tompoko…


2-Mangorakoraka ny fo, mibebaka Aminao aho izao!!
'reny fahotako taloha reny
ny famindramponao Jeso no italahoako
 

Ref:   F'izaho 'lay jentilisa nantsoinao fahizay
          'Zay nitodi-doha tami-famonjenao
tononkira.serasera.org          No ankehitrinymiverina indray
          Nitalaho ny famindramponao
          Mandre ny antsonao,,,
          Indro aho ankehitriny
          Miantso Anao hoe: Tompoko…Tompoko…


2-Tsy ataoko sasa-poana Hianao ry Jeso o!
Zay namoy ny aminao manontolo
ho solovoina ho ahy
na dia tsy mendrika aza aho!!


Ref:   F'izaho 'lay jentilisa nantsoinao fahizay
          'Zay nitodi-doha tami-famonjenao
          No ankehitrinymiverina indray
          Nitalaho ny famindramponao
          Mandre ny antsonao,,,
          Indro aho ankehitriny
          Miantso Anao hoe: Tompoko…Tompoko…

Hametraka hevitra

Midira aloha