Ny hazakazakay (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo o ,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Miantso ny zfglvf any avaratra ny atsimo ko manafatra
Ny andrefana na antsinana samy mila ho tazanina

Kanefa anie Jesoa raha miaraka aminao (aminao)
Ilamima avokoa ireo hazakazakay
Ireo adim piainana
Ireo adim-piainana ,izay manafika ety
ho resinay tononkira.serasera.org tokoa satria mpandresy ianao

2)Tompo o,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Izahay dia maika lava ,tsy mba fantatra ho aiza
He izato gpjz dingan-dava
Nefa tsy afaka ho aiza

Eo antananao vnplydu Jesoa no azoko hamikirana
Fiarova mahavonjy azoko hisitrihana
Tsy hananako ahiahy
Fiandanana hampanahy
Mpamonjy tsy manda

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 440
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328