Ny hazakazakay (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo o tzzxch ,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Miantso ny any avaratra ny atsimo ko manafatra
Ny andrefana na antsinana samy oaqm mila ho tazanina
Kanefa anie Jesoa raha miaraka aminao (aminao)
Ilamima avokoa ireo hazakazakay
Ireo adim piainana
Ireo adim-piainana ,izay manafika ety
ho resinay tokoa satria mpandresy ianao
2)Tompo o,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Izahay dia maika lava ,tsy mba fantatra noal ho aiza
He izato dingan-dava
Nefa tsy afaka ho aiza
Eo antananao Jesoa no azoko hamikirana
Fiarova mahavonjy azoko hisitrihana
Tsy hananako ahiahy
Fiandanana hampanahy
Mpamonjy tononkira.serasera.org tsy manda

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:35