Ny hazakazakay (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo o ,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho wlcmfn sesilany
Miantso ny any avaratra ny atsimo iahg ko manafatra
Ny andrefana na antsinana samy mila ho tazanina
Kanefa anie Jesoa raha miaraka aminao (aminao)
Ilamima avokoa ireo hazakazakay
Ireo adim piainana
Ireo adim-piainana ,izay manafika ety
ho resinay tokoa satria mpandresy ianao
2)Tompo o,Tompo o
Hatraiza ny hafarany
Ny hazakazakay mila ho sesilany
Izahay dia maika lava ,tsy mba fantatra ho aiza
He izato dingan-dava
Nefa tsy afaka ho aiza
Eo antananao Jesoa tononkira.serasera.org no azoko hamikirana
Fiarova mahavonjy azoko hisitrihana
Tsy hananako ahiahy
Fiandanana hampanahy
Mpamonjy tsy vwueemc manda

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 520
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:35