Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matokia (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldoea Maro ireo olana izay miseho
´zay efa tena mahakivy anao
Ka tsy laitra
Antokatrano ny tsy fisiana
Tao ady matetika fijaliana
Ka mafaitra eh!!!
Ireo rehetra pmcz mba nianteherana
Nitodika ivoho tsisy ny fitserana
Mila ho resy eh
Inona intsony no antenaina
Izay rehetra mba nantenaina
Rava maina.
Ref:
Aza kivy fa mijoroa
Aza ketraka mirosoa
Mahereza sy mahatanjaha
Miankohofa dia mivavaha
Arindrino ny tranonao
Antsoy Izy dia amaly mlchf anao
Izay tononkira.serasera.org mangataka no homena
Izay maharitra no vonjena
´zay efa tena mahakivy anao
Ka tsy laitra
Antokatrano ny tsy fisiana
Tao ady matetika fijaliana
Ka mafaitra eh!!!
Ireo rehetra pmcz mba nianteherana
Nitodika ivoho tsisy ny fitserana
Mila ho resy eh
Inona intsony no antenaina
Izay rehetra mba nantenaina
Rava maina.
Ref:
Aza kivy fa mijoroa
Aza ketraka mirosoa
Mahereza sy mahatanjaha
Miankohofa dia mivavaha
Arindrino ny tranonao
Antsoy Izy dia amaly mlchf anao
Izay tononkira.serasera.org mangataka no homena
Izay maharitra no vonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 16/07/2024 09:41
